top of page

Mamiratra
Mamiratra dia fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana izay mampiray ireo mpitondra fanovana (nasionaly sy iraisam-pirenena) izay mino sy maniry ny tena fanovana ho an'i Madagasikara.
Izy io dia mpanangana tetikasa mahomby izay hahasoa ny vahoaka amin'ny alàlan'ny hetsika mafonja izay mifototra amin'ny rafi-pampianarana vaovao . Ny ONG dia hanandratra miaraka io angovo fanovana, fiaraha-miory sy mientanta ho an'ny olombelona ho fikendrena ny mahasoan’ny manodidina.
​
Mamiratra dia hijoro eo anivon’ny sehatra 5 mandritra ny 5 taona ho avy: Fanabeazana, Fitantanana, Kolontsaina, Fanamafisana ny Tanora ary Fambolena.

Achieve
Empower
Build
bottom of page