
Mpanorina an’i Mamiratra

Hafatry ny Mpanorina
​
Ny hevitra no fiavian’ny zava-bita iray
Ity hevitra ity no to ka tanteraka , dia noho ny finiavana ihany.
​
Izany foto-kevitra iray izany no tiako hisarihana ny sainao. Tsy misy izany nofy sy hevitra tsy azo tanterahina izany.
Mamiratra dia avy amin’ny hevitra fananganana ny Fanovana sy Fandrosoana tena izy ho an’i Madagasikara. Androany dia miantso sy manentana anao aho, maniry ny hiova Andao hitambatra ao amin’ny fomba fijery sy fiasa "Mamiratra", izay hetsika mijery ny maha-olona ihany koa. Isira tafaray,miaraka amin'ny sitrapo te handroso sy hiova
,andao isika hanao izao fanantenana sy nofy izao ho zava-misy ary handroso miaraka amin'ny hafanam-po, ny firaisan-tsaintsika ary ny fanetren-tenantsika hanangana an'i Madagasikara , manana ny maha-izy azy .
“Ho avy MAMIRATRA ho an’i Madagasikara”
​
~Riana Andrianjafy