top of page

Momba anay 

WhatsApp Image 2019-12-15 at 19.35.59.jp
Objective

Ny tanjon’i Mamiratra dia ny hamorona rafi- panabeazana mifototra amin'ny fandraharahana ary hanosika  ny tanora malagasy hitondra fanovana sy aingam-panahy ilaina mba hametrahana an'i Madagasikara ho amin'ny taonjato faha-21 amin'ny alàlan'ny fandraharahana sy ny fampandrosoana.

WhatsApp Image 2019-12-15 at 19.35.58.jp
Mission  

Fanomezana andraikitra sy lanja  ny mpanavao sy mpitondra fiovana avy eto Madagasikara sy eran'izao tontolo izao amin'ny alàlan'ny fampianarana ary avy eo mamorona aingam-panahy, fahaiza-mamorona, fanovana  ary toe-tsaina mpandraharaha mba ho enti-manarina ny tanjaky ny Madagasikara amin'ny alàlan'ny fandraharahana.

WhatsApp Image 2019-12-15 at 19.36.08.jp
Vision

Manohana ny olona hiova amin'ny alàlan'ny fampiasana ireo fitaovana maoderina hoentina hiatrehana ireo fanamby isan-karazany amin'ny firenena, ary hanome vahaolana ary hitondra an'i Madagasikara mandroso amin'ny taonjato faha-21.

bottom of page